plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/15.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 15 Ary de andao tsika hagnatitra fagnatipiderana ho an'Andriamanitra marain-tsihariva, de fiderana vokatry ny molotra ze magneiky ny agnarany. \v 16 Fa mba aza magnadino ny magnano ny tsara sy magnampy ny tsiraikaraika tsika, fa amin'ny fagnatitra ôtran'zany indrindra no tegna sitrak'Andriamanitra. \v 17 De mankatoava sy magnikesa, an'reo mpitondra an'nareo, fa zareo no miaro ny fagnahinareo, salan'reo ze hagnano tatitra. Mba magnike hagnano an'zany am-pifalina reo mpitondra an'nareo, fa tsy atao ampisentôna zany. ka lasa tsisy dikany ho an'nareo.