plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/12.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 12 Izany no antony nijalen'i Jesosy sy ny nahafatesany taigny avelagny ny vavahadin'ny tanàna, mba hagnamasina ny vahôka amin'ny ràny manokana. \v 13 Andao tsika ho aigny amin'Azy aigny avelagnin'ny toby, ka hiara-hitondra ny fafambarakany.\v 14 Fa tsika de tsy managna tanàna maharitra aty. Fa kosa, tsika de mandigny le raika ze ho avy.