plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/27.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 27 Reo teny reo, "Indray mande kô", de midika ny famindrana reo ra ze afaka hozongozognina, zany de reo ra ze noharina, mba hipetraka reo ra ze tsy azo hozongozognina. \v 28 No zany, satria mandray fanjakana ze tsy azo hozongozognina, de ôka ho mpankasitraka tsika ary am'zany fomba zany de hidera an'Andriamanitra am-pagnajana fatratra sy amin-tatra. \v 29 Fa ny Andriamanintsika de afo mandevona.