plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/22.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 22 Fa anareo kosany, de tonga teo am'tanety Ziona ary teo am'tanànan'Andriamanitra velona, ny Jerosalema aigny an-dagnita, ary teo am'reo anjely agn'align'alina tam'fankalazan. \v 23 Anareo de tonga teo amin'ny antokon'ôlon'ny vôlôhan-terak, ze vôsoratra agnarana aigny an-dagnitra. Anareo de tonga teo am'Adriamanitra, le Mpitsara ny ra daôly, ary teo am'reo fagnin'reo ôlon'ny fahamarinana ze natao tonga lafatra. \v 24 Anareo de tonga am'Jesosy, le mpagnelalana fanekena vaovao, ary teo am'rà latsaka ze tsara kokô no ny ràn'i Abela.