plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/18.txt

1 line
708 B
Plaintext

\v 18 Fa anareo tsy tonga teo am'tanety ze tsy azo kasihina, tanetin'ny afo mandoro, haizigna, fahamaizignana, ary tafiotra. \v 19 Anareo de tsy tonga teo am'trompetra magneno mafy, na teo am'feo ze miteny reo teny ze ny mpihaino an'azy de nangataka mba tsisy teny hafa ho lazaina am'jareo. \v 20 Fa izy reo tsy afaka niaritra ze nodidiana hoe: "Fa na de ny biby mikasika ny tanety aza, de tsy maintsy ho toraham-bato zany." (Fanamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Fa na de biby raika ze mikasika ny tanety aza, de tsy maintsy ho toraham-bato zany na ho vonoina am'zana-tsipika.") \v 21 Fa mampitatra lôtra le fahitana ze nolazain'i Mosesy hoe: "Mihorohoro za azy mangitakitaka."