plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/09.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 9 Ary kô, nanagna ny ray ara-nofo ôtra'nny mpagnafay tsika, ary nanaja an'jareo tsika, Tsy tokony hankatô kokô ny Rain'ny fagna ma tsika ary ho velona? \v 10 Fa eo andagniny, reo raintsika nagnafay antsika nandritry ny andro vitsy araka ze marina tam'jareo. \v 11 Nefa eo ankilany, Andriamanitra nagnano an'zany ho an'ze tsara ho antsika mba hafantsika managna anjara amin'ny famasinany. Tsy misy famaizana mibôgna ho mahafinaritra, fa manaintaigna aza. Kanefa zany afara kely de mamokatra ny vokatra feno fedanan'ny famarinana ho an'reo ze nozarina tam-zany.