plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/04.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 4 Tsy mbola nanoitra anareo na nikezaka hanoitra ny fahotana hatramin'ny fahalatsan-drà, \v 5 ary adinonareo ny fampaherazana ze nampenarina an'nareo ôtran'ny am'reo zanaka hoe: "Ry zanako là, aza magnamaivana ny fitsipika ny Tompo, na mihareraka raha ahitsiny anareo." \v 6 Fa ny Tompo magnafay ny daôly ze teny, ary Izy magnasazy ny zanaka tsiraikaraika ze raisiny.