plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/01.txt

1 line
704 B
Plaintext

\v 1 No zany, satria tsika vôdidigna vavolombelona marobe ôtran'ny rôndro, de ande tsika hamela ny vesatra daôly sy ny fahotana mora magnodidigna antsika. Ande tsika hezakazaka am-paretana ny fezakazahana ze napetraka teo agnolôntsika.\v 2 Andeha tsika hitandrina amin'i Jesosy, ny mpamiatomboka ny mpagnantanteraka ny finoana. Fa non'ny hafalena ze napetraka teo agnolônay, de niaritra ny hazofijalena Izy, tsy niraharaha ny hegnatr'zany, ary nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'ny seza fendrianan'Andriamanitra. \v 3 No zany eritrereto ny momba an'Azy, le raika ze niaritra fanoherana salan'zany avy tam'reo mpanota hagnohitra ny tegnany, mba tsy ho reraka akao am-ponareo nareo ka hilavo lefona.