plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/29.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 29 Tamin'ny finona no nitsakan-jareo ranomasina mena ôtran'ny mande maigna. Rafa nagnandrana nagnano an'zany reo Egyptiana de vôteligna zareo. \v 30 Tamin'ny finona no nirodagnan'ny mandan'i Jeriko, rafa avy nagnodidigna nadritra ny fito andro izy reo. \v 31 Tamin'ny finona no tsy nafaty an'i Rahaba le mpivarotegna miaraka tam'reo mpaniasia, satria nandray reo mpisafo tany tamin'ny fiadanana izy.