plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/27.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 27 Tamin'ny finona no nelan'i Mosesy taigny Egypta. Tsy natatra ny fasosen'ny mpanjaka izy, fa niaritra an'zany ôtran'ny le nahitany le tsy hita maso. \v 28 Tamin'ny finona no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, mba tsy hikasika ny zanaka lahimatoan'reo Isrelita ny mpandringana ny zanaka lahimatoa.