plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/23.txt

1 line
630 B
Plaintext

\v 23 Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. \v 24 Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. \v 25 Fa sosa, nisafidy ny hijaly niarka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. \v 26 Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngaza no reo haren'i Egypt. Satria nampifatoka an'reo masony tamin'ny valisoany izy.