plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/20.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 20 Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. \v 21 Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan'ny tehiny. \v 22 Tamin'ny finona Josefa, rafa nagnakeky ny fefarany, no niresaka ny fengan'ny zanak'Israely avy aigny Egypta ary nagnarafany ny amin'ny tôlany.