plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/13.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 13 Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa tafan'ny nahitana sy niarabana an'azy reo avy aigny alavitra, de nagneky zareo fa vahiny sy sesi-tany, aty an-tany. \v 14 Hoan'reo ze mitare ôtran'zany ra zany de mazava fa mikaraka tanindrazana zareo.