plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/07.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 7 Tamin'ny finona Noa, no namena hafatra avy amin'Andriamanitra momba an'reo ra ze tsy mbola hita, niaraka tamin'ny fagnajana an'Andriamanitra no nagnamboarany ny sambo ze namonjeny ny hankohonany. Fa tamin'ny fagnanôvana an'zany, no nagnamelôhan'zao tontolo zoa sy natongavany ho mpandova ny fahamarinana, araka ny finona.