plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/05.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 5 Tamin'ny finona no namindrana an'i Enoka mba tsy aitany fafatesana. "Tsy hita izy, satria nilain'Andriamanitra." \v 6 Fa talôn'ny nangalàna an'azy, de nijorôna vavolombelona fa nankasitran'Andriamanitra izy. Ary rafa tsisy finona de tsy mety ankasitrahany. Satria ilaina hoe ze magnatogna an'Andiamanitra de tsy maintsy mino fa misy Izy ary Izy no mamaly soa an'reo ze mikaraka an'Azy.