plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/28.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 28 Na iza na iza nandà ny lalàn'i Mosesy de no faty tsisy indrafo amin'ny fijorona vavolombelon'reo roey na telo ze nagnatri-maso. \v 29 Fagnasazena tegna mafy manakôry no eritreretinareo fa mendrika an'reo ze nagnitsaka ny zanak'Andriamanitra, ze nagnano ny ràn'ny fanekena ho tsy masina. Le rà ze nagnamasinana an'Azy - ary naniratsira ny Fagnan'ny fasoavana?