plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/26.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 26 Fa raha tô tsika minia manota rafa avy nandray ny falalana ny marina, de tsisy fagnatitra ho an'ny ota intsony. \v 27 Fa kosany, tokana fogna ny fandignesana matatran'ny fitsarana, ary fatezerana mafy ze hamotika an'reo favalon'Andriamanitra.