|
\v 15 Ny Fanahy Masina kô de mijoro vavolombelona ho antsika. Fa tamin'ny vôlôny Izy niteny hoe: \v 16 "Ty no fanekena ze atôko miaraka am'jareo afaran'reo andro reo, ozy ny Tompo. Hapetrako akao am-pon'jareo ny lalàko, ary hanoratra an'zany akao an-tsain'jareo Za. |