plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/08.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 8 Vôlôny niteny izy hoe: "Tsy sorogna, na fagnatitra, na fagnatitra nodorana, na sorogna ho an'ny ota no nirinareo. Ary Enao tsy nifaly tao am'izy regny." \v 9 Regny de sorogna ze atolotra araka ny lalàna. Ary niteny izy hoe: "Zahao, ty Za hagnano ny sitrakareo." Izy de nagnala ny fampiharana vôlôny mba hametrana ny fampiharana faroa. \v 10 Tam'zany sitraka zany, tsika de nohamasinina tamin'ny alalan'ny fagnatitry ny vatan'i Jesosy Kristy indraika monja.