1 line
352 B
Plaintext
1 line
352 B
Plaintext
\v 5 Rafa tonga teto am'zao tontolo zao Kristy, de niteny Izy hoe: "Tsy sorogna na fagnatitra no nilainareo. Fa kosany, vatagna ze efa nomaninareo ho Anà. \v 6 Ny fagnatitra dorôna na sorogna ho an'ny ota de tsy nafaly an'nao. \v 7 Ary ozy za hoe: "Zahao, ty Za, araka ze vôsoratra momba Anà akao amin'ny Soratra Masina, mba hagnano ny sitrakareo." |