plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/01.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 1 Fa ny lalàna de alok'reo ra tsara ho avy fogna, fa tsy tegna endrik'reo ra reo. Reo ze magnatogna an'Andriamanita de tsy afaka ny ho lafatra amin'ny alalan'ny sorogna mitovy an'zany entin'reo mpisorogna isan-taona. \v 2 Raha zany de tsy efa nijanona ny nanolotra an'regny sorogna regny ma zareo? Am'zany ra zany, raha efa nodovina indraika fogna izy reo, de tsy mba hafantatra ny ota mitsy reo mpivavaka. \v 3 Faa am'reo sorogna reo de misy fampatsahivina reo ota isan-taona. \v 4 Satria ny ràn'ny omby là sy osy là de tsy mavita magnala reo ota.