plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/25.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 25 \v 26 Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany.