plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/21.txt

1 line
239 B
Plaintext

Ôtran'zany kô, de namafy rà takeo amin'ny tabernakely sy reo fitôran-javatra daôly ampiasaina amin'ny fanompôna izy. Araka ny lalàna, de saika ny ra daôly no vôdio tamin'ny rà. Raha tsisy fandatsahan-drà de tsisy famelan-keloka.