plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/18.txt

1 line
370 B
Plaintext

Ka na de ny fanekena vôlôny aza tsy natao raha tsisy rà. Fa rafa nagnome ny didy daôly takao amin'ny lalàna tam'reo ôla daôly Mosesy, de niaka ny ran'reo omby sy reo osy, niaraka tamin'ny rano, volon'ondry jaky mena, sy hysopa izy, ary namafy takeo amin'ny boky sy ny ôla daôly. Ary iz nitare hoe: "Ty no ràn'ny fanekena ze nandiden'Andriamanitra ho an'nareo."