plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/11.txt

1 line
550 B
Plaintext

Kristy de niavy salan'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze tonga. Nande tamin'ny alalan'ny tabernakely geda kokoa sy lafatra kokoa ze tsy nataon'ny tagnan'ôlombelona Izy, ze tsy an'zao tontolo vôary zao. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Jesosy de tonga ôtran'ny mpisorognaben'reo ra tsara ze ho avy."] Tsy taminny ràn'reo osy lahy sy vantotr'omby vavy zany, fa tamin'ny ràny manokana ze niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ndre mande monja ho an'ny daôly ary nitambatra tamin'ny famonjena antsika mandrakizay.