plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/03.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Akao ambadiky ny lamba faharôy de nisy efitra raika hafa, antsôvina hoe tôrana masina ndrindra. Nisy alitara volamena ho an'ny ditin-kazo magnitra zany. Nisy fiaran'ny fagnekena iany kô, ze rakotra volamena tanteraka. Takao agnatin'zany de nisy siny volamena ze nisy ny mana, ny tehin'i Arona ze nagniry, ary reo vato fisaky ny fanekena. Aigny agnambon'ny fiaran'ny fanekena, de kerobima be voninatra betsaka no magnaloka ny sarona fagnaronana, ze tsy afaka taravinay amin'ny antsipiriny am'zao fotôna zao.