plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/01.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Ary na de ny fanekena vôlôny aza de nanagna fitsipi-pivavahana sy fitôrana masina aketo an-tany. Fa nisy tabernakely ze nomanina. Ny efitra vôlôny, ze nisy ny fitôran-jiro, ny latabatra, ary ny mofon'ny fanatrehana, de nantsôvina hoe fitôrana masina.