plt-x-sihanaka_heb_text_reg/08/11.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 11 Ary de tsy hampianatra ny mpiara-monina sy ny rahalany avy zareo, ka hitare hoe: "Fantaro ny Tompo." Fa hahafantatra Anà daôly ry razeo, manomboka amin'reo kely indrindra ka hatramin'ny geda indrindra. \v 12 Fa Za de hamindra fo amin'ny tsy fahamarinan-jareo, ary hahatsiaro reo fahotany ntsony."