plt-x-sihanaka_heb_text_reg/08/08.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 8 Fa rafa natazagna tsigny tamin'ny ôla Andriamanitra, de ozy Izy hoe: "Ndre ho avy ny andro - ozy ny Tompo za de hagnana fanekena vaovao amin'ny taranak'Israely sy ny olon'i Joda za. \v 9 De tsy nitandrina ny fanekena nataoko tamin'ny razan-jareo tamin'ny andro ze nitondrako an'azy reo niala avy taigny amin'ny tany Egypta. Fa zareo de tsy niaigna tao amin'ny fanekena, ary Za de tsy niraharaha an'azy reo ozy ny Tompo.