plt-x-sihanaka_heb_text_reg/08/03.txt

1 line
620 B
Plaintext

\v 3 Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. \v 4 Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna. \v 5 Zareo de magnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny tabernakely ze tandindogna sy aloky ny ra aigny an-dagnitra. Zany de ôtran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'i Mosesy raha igny izy hande hagnambôtra ny tabernakely igny. Ozy Andriamanitra hoe: 'Tandremo mba hataono ôtran'ny endrika ze nabognako an'nao taigny an-tanety ny ra daôly.