plt-x-sihanaka_heb_text_reg/08/01.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 1 Ary ny fototry ny ra lazainay de zao: Tsiak de managna mpisorognabe ze nipetraka teo antanan-kavanan'Andriamanitra ny seza fendrianan'le be voninahitra aigny an-dagnitra. \v 2 Izy no mpagnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny tôrana masina, de le taberinakely marina ze naorin'ny Tompo ho an'azy, fa tsy an'ôla.