plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/27.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 27 Tsy mila izy, tsy salan'reo mpisorognabe, hanolotra sorogna isan'andro, ny vôlôny ho an'reo fahotany manokana, ary avy akeo ho an'reo fahotan'ny ôla. Efa nagnano an'zany ndray mande ho an'ny daôly izy, rafa nanolotra ny tegnany. \v 28 Fa ny lalàna manondro ny ôla ze managna falemena ho mpisorognabe. Fa ny tenin'ny fianianana, ze tonga tafaran'ny lalàna, de nanendry Zanaka là, ze natao tonga lafatra mandrakizay.