1 line
348 B
Plaintext
1 line
348 B
Plaintext
\v 20 Tsy nitranga zany raha tsisy ny fandraisana fianianana. Am'lafiny raika, reo hafa reo de tonga mpisorogna tsy nila fianianana. \v 21 Fa am'lafiny raika hafa, ty raika ty, Jesosy de tonga mpisorogna tam'alalan'ny fianiana nataon'le nilaza taminazy hoe: "Ny Tompo de nianiana ary tsy hiova amin'ny heviny hoe: 'Enao de mpisorogna mandrakizay."' |