plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/18.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 18 Fa nisy fagnafoanana ny didy teo alô satria nalemy sy tsisy dikany zany. \v 19 Fa tsisy ra nataon'ny lalàna tonga lafatra. Kanefa misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokô ho an'ny ho avy ze hagnatonantsika an'Andriamanitra.