plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/15.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 15 Ze lazaintsika d'efa mazava kokô raha misy mpisorogna hafa mitsangana amin'ny endrik'i Melkizedeka. \v 16 Tsy avy tam'fototry ny lalànan'ny taranaky ny nofo no hatonga an'azy ho mpisorogna, fa kosany avy tam'fototry ny herin'ny fiaignana tsy mety levona. \v 17 Fa ny Soratra Masina de mitsangana momba an'azy hoe: Enao de mpisorogna mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka.