plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/11.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 11 Am-zao raha azo atao am'alalan'ny fisorognana levitika ny fatanterahana (fa takao ambanin'zany ny ôla no nandray ny lalàna), de filàna bebe kokô ino no mety nisy ho an'ny mpisorogna hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkozedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona? \v 12 Fa rafa novàna ny fisorognana, de tsy maintsy hovàna iany kô ny lalàna.