plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/07.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 7 Tsisy fandavana fa ny ôla ambany ndrindraka de amen'ôla agnambo ndrindraka tso-drano. \v 8 Am-zany tranga zany, ny ôla mety maty de mandray ampafolon-karena, fa am'ty tranga ty de vôporofo fa mbola velona izy. \v 9 Ary am'fomba firesaka, Levy ze nandray ampafolon-karena, de nandô ampafolon-karena tam'alalan'i Abrahama iany kô, \v 10 satria Levy de takao agnatin'ny tegnan'ny razambeny rafa nihaogna tam'i Abrahama i Melkizedeka.