plt-x-sihanaka_heb_text_reg/06/19.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 19 \v 20 Managna an'zany toky zany tsika ho ferovagna sy vatofantsika azo hiankinana ho an'ny fagnahintsika, fatokiana ze miditra akao amin'ny fitôrana agnaty akao ambadiky ny lamba. Jesosy niditra takao am'zany fitôrana zany ôtran'ny mpalô lalana ho antsika, ka tonga mpisoronabe mandrakizay magnaraka ny fomban'i Melkizedeka.