plt-x-sihanaka_heb_text_reg/06/16.txt

1 line
612 B
Plaintext

\v 16 \v 17 \v 18 Fa ny ôla de mianiana amin'ny ôla ze geda kokoa noho ny tengan-jareo. Isaky ny tapitra ny fifamalin-jareo, de misy voady raika natao ho fagnamafisana. Rafa nagnapa-kevitra ny hampibôgna mazava kokoa tam'reo mpandovan'ny fampagnantenana ny sty fiovan'ny kalitaon'ny tanjony Andriamanitra, de nameny antoka tamin'ny voady zany. Nataony zany mbô ho amin'ny alalan'ny ra tsy azo ovana anakirôy - ze tsy hain'Andriamanitra ny mandainga am'zany - de hanagna fampaherezana matanjaka mbô hitazomana mafy ny fatokiana ze napetraka takeo agnolôntsika, tsikana, ze nandositra mbô hanagna felofana.