plt-x-sihanaka_heb_text_reg/06/01.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, ande havelantsika ny fentombohan'ny hafatr'i Kristy ka handroso amin'ny famatorana. Ande tsika tsy hametraka ndre ny fototry ny fibebahana nohon'ny asan'ny maty sy ny finoana an'Andriamanitra, na ny fototry ny fampenarana momban'ny batisa, ny fametran-tagnana, ny fitsanganan'reo ôla maty, ary ny fitsarana mandrakizay. Hagnano an'zany fôgna kô tsika raha avelan'Andriamanitra.