plt-x-sihanaka_heb_text_reg/05/12.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 12 Fa am'zao fotôna zao de tokony ho mpampianatra anareo, nareo de mbola mila ôla hampianatra an'nareo reo fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilainareo, fa tsy ventin-kanina! \v 13 Fa ny ôla ze misotro ronono fotsiny de tsy ampy traikefa amin'ny hafatry ny famarinana, satria izy de mbola zaza kely. \v 14 Fa ny ventin-kanina de ho an'reo leibe. Reo de ze vôhofagna tamin'ny fagnavana ny tsara amin'ny ratsy ny fatakarany no ny famatoran-jareo.