plt-x-sihanaka_heb_text_reg/05/01.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 1 Fa ny mpisorognabe daôly, vôfidy avy tamin'ny ôla, de notindrena mba hiasa amin'ny agnaran'ny ôla am'reo ra makasika an'Andriamanitra, ka mba agnolorana fagnomezana sy fagnatitra ho an'ny ota. \v 2 Izy de afaka mifagnaraka tsara amin'ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tegnany kô de vôdidin'ny falemena. \v 3 No zany, izy kô de takena hanolotra sorogna ho an'reo otany manokana, salan'ny nataony ho an'reo otan'ôla.