plt-x-sihanaka_heb_text_reg/04/14.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 14 \v 15 \v 16 Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. Ôka ary tsika ande amin'ny fatokina ho aigny amin'ny seza fendrianan'ny fahasoavana, mbô handraisantsika ny famindram-po sy hahita fasoavana hagnampy amin'ny fotôna ilàna an'zany.