plt-x-sihanaka_heb_text_reg/04/01.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Noho zany, ôka hitandrina tsara tsika mbô tsisy aminareo ny tsy afaka hatratra ny teny fampanatenana navela ho an'nareo mbô hidiranareo akao amin'ny fitsaran'Andriamanitra. Fa tsika de nagnambarana ny vaovao mafaly salan-jareo. Fa zany hafatra zany de tsisy tombony ho an'reo ze tsy nitambatra takao amin'ny finoana niaraka tam'reo ze nankatoa. (Fagnamarihana: ny dikanteny sasagny de mivaky ôtran'zao: "Fa zany hafatra zany de tsisy tombony ho an'reo ze nandregny an'azy tamin'ny tsy finoana.")