plt-x-sihanaka_heb_text_reg/03/16.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 16 Fa iza ma no efa nareigny an'Andriamanitra ka mbola naditra? Fa tsy reo ze nivôka avy taigny Egypta niaraka tamin'i Mosesy ma zany? \v 17 Iza no nampahasosy an'azy nandritry ny efapolo taona? Tsy reo ze nagnota ihany ma? ka niampatrampatra taigny agnefitra ny fatin-jareo? \v 18 Hoan'iza no nefantàny fa tsy hiditra akao amin'ny fitsaharany zareo, raha tsy ho an'reo ze tsy nagneiky an'Azy? \v 19 Tazantsika fa tsy afaka niditra takao amin'ny fitsaharana zareo noho ny tsy finona.