plt-x-sihanaka_heb_text_reg/03/14.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 14 Fa ntsika de efa tonga mpiara-miasa am'i Kristy raha tô ka mitana mafy ny fahatokisantsika an'Azy hatraigny ampendohana ko hatraigny amin'ny fefarana.\v 15 Fa ny momba an'zany de efa vôlaza hoe: "Ngiany, raha mareigny ny feony anareo, de aza magnamafy ny fonareo salan'ny amin'ny fanoherana."