plt-x-sihanaka_heb_text_reg/03/09.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 9 Ôtran'zany ny razambenareo rafa nanohitra Anà tamin'ny fitsapana, nandritry ny efapolo taona ary de tazagny zareo ny asako.\v 10 Tam'zany de tsy faly tamin'io taranaka io Za. \v 11 Vôfitaka mandrakariva ho aigny amin'ny lalandiso tao ampony zareo. Tsy nafantatra ny lalako izy. Ary zany no nifantàko tamin'ny fasosorana hoe: "Tsy hiditra akao amin'ny fitsaharako velively miitsy zareo.