plt-x-sihanaka_heb_text_reg/03/05.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 5 Amin'ny lafiny raika, de natokisana salan'ny mpanompo takao andragno'Andriamanitra irai-manontolo i Mosesy. Izy no vavolombelona momba an'reo ra ze tokony efa nolazaina amin'ny ho avy. \v 6 Fa Kristy no Zanaka miandraikitra ny tragnon'Andriamanitra. Tsika no tragnony raha tô ka mitana mafy ny herim-po sy ny fatokintsika ntsika.