plt-x-sihanaka_heb_text_reg/01/10.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 10 "Taigny am-pendohana, ry Tompo, Anao no namorona ny fototry ny tany. Reo lagnitra de asan'ny tananao. \v 11 Ho levona zareo, fa Anao hanohy. Ho rivotra salan'ny tapa-damba zareo. \v 12 Hamoritra an-jareo salan'ny fitadena anao, ary hovana salan'ny poti-damba zareo. Fa anao de salan'zany, ary ny taonanao de tsy hanam-pataperana."