plt-x-sihanaka_heb_text_reg/01/08.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 8 Fa momban'ny Zanaka de ozy hoe: "Ny seza fendrianano, ry Andriamanitra, de mandrakizay ary ho doria. Ny tehin'ny fanjakanao de tehin'ny fitsarana. \v 9 Nahita ny fahamarinana anao ary nankahala ny fandikan-dalàna. Noho zany Andriamanitra, Andriamanitrao, de nagnosotra an'nao tamin'ny menaky ny hafalena mihôtra noho reo mpiara-de aminao."